mafro martiora aiza ty toetra şarkı sözleri

Hey Hey Freuma Freuma Tioramar Ummh Ay ianao milaza Ay ianao milaza Ay ianao milaza Ay ianao milaza Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff Aza mitsara fa you don't know me Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid Fa inona no tena tinao ataonao ty Fa inona no tena tinao ataonao ty Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff Aza mitsara fa you don't know me Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid Fa inona no tena tinao ataonao ty Hey shut up Ianao aza mitata salope Rehefa lestena ohatra ny tsy anao Nefa rehefa anontanina ohatra ny sahy loatra Aiza ty fomba fanao Manao izay maha fucked up ahy Manao izay maha fucked up ahy Mbo sanabavy fa mbay mbay Fa be Tata Ilay lelanao milelalela io Efa @ na metatra ah Ny vava efa mitatra ah Oh shit! Manao kozy masiso Hey Mampanao izay mampasiaka ahy Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff Aza mitsara fa you don't know me Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid Fa inona no tena tinao ataonao ty Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff Aza mitsara fa you don't know me Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid Fa inona no tena tinao ataonao ty Ummh hey Hey hey Aiza ty toetra eh Ianao Hey hey Aiza ty toetra eh Na inona na inona raha volanignao Aiko fa vandy izao Fa izaho tsy aninona Fa mareko ny baka antimo Ummh ummh Kay Anizid Arast... Ty ve ilay beu baka atsimo Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff Aza mitsara fa you don't know me Ny tiako eo @ fiainana ny ahy dia Anizid Fa inona no tena tinao ataonao ty
Sanatçı: Mafro Martiora
Türü: Belirtilmemiş
Ajans/Yapımcı: Belirtilmemiş
Şarkı Süresi: 3:15
Toplam: kayıtlı şarkı sözü
Mafro Martiora hakkında bilgi girilmemiş.

Fotoğrafı