mafro martiora dya şarkı sözleri
Baby
Efa Hainao ihany
Fa ny fon-bandy
Natokana ho anao io
Za fa crazy
Mila ho lasa adala
Manary lamba
Ko tsisy anao io
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao loatra ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy
My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya
Dya dya dya
Matonga za be famalia
Tiako matoa iadivako
Dya dya dya
Ny antsika roa ho doria
de ianao anilako
Taminao ny tsiron-draha
Tena machiro
Ny mpitaty ra-kena
Atao mitan-jiro
Bobaka be ny tsy nino
Hoe tsika roa nge oa mignon
Fitia fa nandaniko vola io
Yst wak tsika roa na hoe hifamono
Eny himason'olona mifampitolona
Manodidina efa leo mifosa
Ke tsy masaraka zah
hoento za anaraka anao
Ka ilay delira-anao iny
Hiaretako avao
Satria tiako Zay tinao
Vavan'olo tsy atao tsika mampi-dyadya
Fa tsisy atakaloko anao eto am-donia
Ka mitonia malalako oh
My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya
Dya dya dya
Matonga za be famalia
Tiako matoa iadivako
Dya dya dya
Ny antsika roa ho doria
de ianao anilako
My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya
Baby
Efa Hainao ihany
Fa ny fon-bandy
Natokana ho anao io
Za fa crazy
Mila ho lasa adala
Manary lamba
Ko tsisy anao io
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao loatra ny @ tsika
Efa tsisy raha miafina
Ka tsisy tokony ampiafy
My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya

