mafro martiora mena masoandro şarkı sözleri

Yeah yeah Real Mmh Oh oh oh oh Yeah yeah Refa masoandro mody iny Any aminay Za sasa miandry anao eo am-pompy Sady efa nohentiko le esma tena tin-dry Refa masoandro mody iny Any aminay Za tsy maintsy miandry anao eo am-pompy Sady efa nohentiko n'ylom tena tin-dry Yeah yeah Za aza avelanao midongizina be Efa aiko ianao fa manao beauté Tsy hoe ny bandy no manaitaka be Fa tsy te hiravaka an-ty ela be Sady efa maika be ny te ho Anizid Sady eo anilany tiana Maika hijeranao mivanitika be Maika hijery an'ilay sourire anao Oh oh oh oh Tonga iany ianao fa somarary taratara Masonao mijery avy lavitra misy tiany ambara Fa raha ny amin-tsika roa hafa kely ny tantara Efa nandramanay daholo ny bona ny gasikara Fa io Tsy ho lany Fa mbola hafa iany Anizid miaraka Aminao Refa masoandro mody iny Any aminay Za sasa miandry anao eo am-pompy Sady efa nohentiko le esma tena tin-dry Refa masoandro mody iny Any aminay Za tsy maintsy miandry anao eo am-pompy Sady efa nohentiko n'ylom tena tin-dry Yeah yeah Mena Masoandro Efa mena maso aho , mena masoandro Efa mena maso aho , mena masoandro Mena Masoandro Efa mena maso aho , mena masoandro Efa mena maso aho , mena masoandro Fa io Tsy ho lany Fa mbola hafa iany Anizid miaraka Aminao Refa masoandro mody iny Any aminay Za sasa miandry anao eo am-pompy Sady efa nohentiko le esma tena tin-dry Refa masoandro mody iny Any aminay Za tsy maintsy miandry anao eo am-pompy Sady efa nohentiko n'ylom tena tin-dry Yeah yeah Za aza avelanao midongizina be Efa aiko ianao fa manao beauté Tsy hoe ny bandy no manaitaka be Fa tsy te hiravaka an-ty ela be Sady efa maika be ny te ho Anizid Sady eo anilany tiana Maika hijeranao mivanitika be Maika hijery an'ilay sourire anao
Sanatçı: Mafro Martiora
Türü: Belirtilmemiş
Ajans/Yapımcı: Belirtilmemiş
Şarkı Süresi: 3:26
Toplam: kayıtlı şarkı sözü
Mafro Martiora hakkında bilgi girilmemiş.

Fotoğrafı