mafro martiora my ditra şarkı sözleri

Ianao ilay My... Ianao ilay My... Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Jereo ty ataony, toxicomane de lestim izy Rouleo ny Ylom ataovy royal spliff C'est ce qu'elle m'a dit ! Zany ampela tia mandihy Tia mampihetsika ny andilany Indindra refa anizid Tafiditra lalina @ delirany Nefa aleo ilamina Fa tafalatsaka lalina ianao mama Ento mora iany Mbola lave ny andro ilalaovanao Mbola tsy foin izay iafarany F'efa ratsy fiandoana mama Ka alamindamino iany Fa mbola lave ny andro ilalaovanao Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Fa izy hono tsy anaiky Fa higoka ny antanorany Manao loha ana adolan-tsento Ataony vahana ny atsarany Nefa tsy afaka satria ianao chienne Miteraka fakam-panahy Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Ianao ilay my ditra S'il vous plaît, ne vous en foutez pas Maneho ny maha salope Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka
Sanatçı: Mafro Martiora
Türü: Belirtilmemiş
Ajans/Yapımcı: Belirtilmemiş
Şarkı Süresi: 4:20
Toplam: kayıtlı şarkı sözü
Mafro Martiora hakkında bilgi girilmemiş.

Fotoğrafı